Miomàna hanambady an'i Kristy
Manage episode 321693931 series 3318162
内容由Fiami Radio提供。所有播客内容(包括剧集、图形和播客描述)均由 Fiami Radio 或其播客平台合作伙伴直接上传和提供。如果您认为有人在未经您许可的情况下使用您的受版权保护的作品,您可以按照此处概述的流程进行操作https://zh.player.fm/legal。
Ny fiangonan'Andriamanitra masina sy marina no lazaina fa fofombadin'i Kristy. Mila fiomanana ny fiangonana mba ho vonona tsara rehefa tonga ny fampakaram-bady. Inona no fiomanana tsy maintsy hatao amin'izany? « Aoka isika hifaly sy ho ravoravo ka hanome voninahitra Ary; fa tonga ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Ka efa niomana ny vadiny. » (Apokalypsy 19:7)
…
continue reading
175集单集