Firehetam-po amin'ny Fahamarinana ho amin'ny Pentekosta
Manage episode 332017178 series 3307022
Ireo Zanak'Isiraely tany Sinay dia nanana firehetam-po amin'ny fahamarinana rehefa nahita ireo asa lehiben’Andriamanitra. Jesosy Kristy koa dia nirehitra tamin'ny fitiavana an'Andriamanitra ka tsy namela ny tranony hatao fivarotana. Isika Fiangonan’Andriamanitra koa dia tokony hitoetra amin'izany. Ahoana? Eksodosy 19: 1-8, 1 Korintiana 14: 12-17, Jaona 2: 13-17
176集单集